Teny iditra | ranofotsy | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Rano monina iray manalaka ka manjopiaka be rehefa tazanina. [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
[ rano fotsy ] A word for riana
In Imerina it means the swollen waters covering the plains during the rainy season. [1.2] | |||
Fanazavàna teny frantsay | [ rano fotsy ] Une brillante nappe d'eau, au-dessus de laquelle rien ne paraît; se dit des rizières inondées [1.3] | |||
Ohatra | Tahaky ny ranofotsy no fitsinjovana azy, kanjo tsy rano tsy akory, fa ny fahamasinana amy ny fanjambana amy ny Kelimalaza:
[2.48] | |||
Sampanteny |
| |||
Teny fotony | rano, fotsy | |||
Teny iditra | Ranofotsy | |||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (haitoetany) | |||
Voambolana | Haitoetany: tanàna | |||
Fangi-bolantany | -25.1166667, 46.7
-21.4166667, 43.9666667 -20.4, 46.7666667 -17.6, 48.6666667 | |||
Haianarantany | rano, fotsy | |||
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/28 |
![]() |