Teny iditra | 1 ranomanitra |
Singan-teny | 2 rano, manitra |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Rano amboarina amin' ny zavamaniry misy fofona mantra ka atao amin' ny akanjo na hanosorana ny tena [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 Eau-de-Cologne or any other scent. [1.2] 6 perfume, toilet water [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 parfum [1.8] 8 eaux de senteur ; le plus souvent aujourd'hui l'eau de Cologne du commerce [1.196] |
Ohatra |
9 Amin' izay eo ny ranomanitra midofaka avy amin' ny faritra rehetra voakasik' ilay vehivavy. [2.4] 10 Ho ampitomboiny akory ary ny fikasany ka hanampy ranomanitra sy menaka fanosotra sy mahamandimandina endrika izy. [2.470] 11 Ho ampitomboiny akory ary ny fikasany ka hanampy ranomanitra sy menaka fanosotra sy mahamandimandina endrika izy. [2.470] |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/28 |