|
|
|
|

Teny iditra 1  manitra
Fototeny  2 hanitra
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Sampanteny 
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  6 Manana fofona tsara: Manitra ny vonin' ny telomiova [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 fragrant [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 parfumé [1.8]
9 [Merina] (de hanitra : parfum). « Nom d'une plante médicinale » d'après Grandidier. C'est en réalité un nom qu'on donne en général aux plantes odoriférantes, parfumées. [1.196]
Ohatra  10  Ny hoavy voafafy raozy sy voninkazo manitra no toa diaviny [2.470]
11  Raha tsy akoho mifahy tsy mitovy aminy, ary ny fofony manitra aoka izany. [2.471]
12  Sady mamy izy no manitra ery amin' izay rahefa masaka. [2.472]
Voambolana  13  Haizavamaniry
Mpanahaka  14  andriamanitra, 15  andriamanitra, 16  maka volon' orona, 17  mamafana, 18  mamerovero, 19  mandraraka, 20  manetonetona, 21  mani-pofona, 22  midofaka
Fikambanana  23  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 15 misy ny teny hoe manitra
Ohabolana  24  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  manitra, 25 miantrà, miantra

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/18