Teny iditra | 1 ranonoram-baratra |
Singan-teny | 2 ranonorana, varatra |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] The heavy rain accompanied with thunder. |
Ohatra |
5 Maro ny zavatra hihatra aminao, anaka, nefa tsarovinao fa ny ranonorambaratra mifafy toa mila hanimba ny vololon-draozy no vao mainka mampivelatra azy hamirapiratra fatratra. [2.324#] |
Voambolana |
6 Haitoetrandro |
Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny ranonoram-baratra io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |