Teny iditra | 1 ranonorana |
Singan-teny | 2 rano, orana |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Rahona mihantona eny amin' ny rivotra manodidina ny tany izay tonga rano ka milatsaka mitaika ety ambonin' ny tany |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] rain. [mal. Ujan; polyn. Na.]. Compare erika 6 [1.7] rain |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] pluie, eau de pluie |
Ohatra |
8 zavona ve sa ranonorana? [2.131] 9 - tsy tanteraky ny hatsiaka mamely sy ny ranonorana mety hifafy, ny efitra moa voafanan' ny jiro sy ny afo ao aminy rahateo. [2.470] |
Voambolana |
10 Haitoetrandro |
Tovy hevitra | 11 orana |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny ranonorana io |
Lahatsoratra |
18 Randzavola: ranonorana ao amin' ny Baiboly |
Fivaditsoratra | 19 naoranoran, ranonorana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |