|
|
|
|

Teny iditra1  raozy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Karazam-boninkazo mahafinaritra mihorona boribory ny felany ary misy fotsy, mena, mavokely, ny lokony, fa ny tahony no misy tsilotsilony
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] the rose flower
5  [1.7] a rose
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] rose
7  [1.196] (du français : rose). Nom du rosier : Rosa sp. hydride (Rosaceae). Pour la fleur on dit plutôt : vonindraozy. Cultivé dans de nombreux jardins de la région centrale. [Merina]
8  [Betsileo]
Ohatra  9  Ny hoavy voafafy raozy sy voninkazo manitra no toa diaviny [2.470]
Voambolana  10  Haizavamaniry: voninkazo
Anaram-javamaniry 
Lohateny  13  Andraozikely (Ravoajanahary Alphonse)
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny raozy io

Fivaditsoratra  16  azory, izora, raozy, zairo

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02