Teny iditra 1/2 vonindraozy
Singan-teny vony ; raozy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo, Merina] (de vony : fleur ; et raozy, du français « Rose », qui signifie à la fois la rose et rosier). Rosa chinensis Jacq. et ses nombreux hybrides et cultivars (Rosaceae). La culture du rosier est très facile sur les hauts plateaux. Certaines variétés rustiques se sont même maintenues le long des routes, sans être cultivées. La petite ville d'Ambositra a reçu pour cette raison le nom de « ville des roses ». [1.196]
Anarana siantifika Rosa chinensis
Ohatra Ny tarehiny notarafin'ny vonindraozy nivelatra sy ny ravina maitso nanodidina azy, ka tomarataratra. [2.324]
Voambolana 

Teny iditra 2/2 vonindraozy
Singan-teny vony ; raozy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo, Merina] (déformation de vondroza). Sarcolaena multiflora Thouars (Sarcolaenaceae). Réf. Service Forestier 13285. [1.196]
Anarana siantifika Sarcolaena multiflora
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/09