Teny iditra | raozy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazam-boninkazo mahafinaritra mihorona boribory ny felany ary misy fotsy, mena, mavokely, ny lokony, fa ny tahony no misy tsilotsilony [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | The rose flower [1.2] | |
A rose [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Rose [1.8] | |
[Betsileo, Merina] (du français : rose). Nom du rosier : Rosa sp. hydride (Rosaceae). Pour la fleur on dit plutôt : vonin-draozy. Cultivé dans de nombreux jardins de la région centrale. [1.196] | ||
Anarana siantifika | Rosa sp. | |
Ohatra | Ny hoavy voafafy raozy sy voninkazo manitra no toa diaviny
[2.470] | |
Voambolana | Haizavamaniry: voninkazo | |
Ny fihaviany | Anglisy: rose. | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny raozy io | |
Fivaditsoratra | azory, raozy, zairo |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |