| Teny iditra | 1 rasaina |
| Fototeny | 2 rasa |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Didiana sy tetehina: Rasao ity omby ity
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to be cut up, to be carved
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 qu'on découpe: Rasao ny omby (Découpez le boeuf)
[1.3] |
| Ohatra |
11 ary nisy omby vitsy vitsy nodorany, kanefa tsy norasainy tsy akory ka natsangany toy ny omby velona, nasieny vonin-kazo.
[2.59#78]
|
| Fikambanana | 12 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe rasaina |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 14 isarana, rasaina |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|