|
|
|
|

Teny iditra1  ratsy fo
Singan-teny  2  ratsy, fo
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  ilazana ireo olona sosisosy, tezitezi-poana, mora tohina sy misafoaka ary mitahiry hatezerana sy manao an-dolompo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5  malicious [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  qui a mauvais coeur, méchant, colère [1.3]
7  malicieux, méchant, colérique, colère [1.8]

Fivaditsoratra  8  rafotsy, ratsy fo

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01