Teny iditra Ravalitera Nalisoa Jean
Singan-teny Ravalitera ; Nalisoa ; Jean
Sokajin-teny anaran-tsamirery (olona) [fitanisana]
Voambolana 
Asa navoany Fary Mamy : Boky famakian-teny, kilasy famaranana
Fitia manadala
Madé...
Mavana
Saramba mikalo : tononkalo
Tapa-porohana
Zetra

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20