Teny iditra | 1 rehefa misafo helika ny kary |
Singan-teny | 2 rehefa, misafo, helika, kary |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] mari-potoana eo amin' ny roa ora maraina eo ho eo (amin' io fotoana io no noheverin' ny ntaolo fa avy nihinan-kaninanomen' ny mpamosavy azy ny kary ka misasa |
Voambolana |
5 Fotoana |
Tsipelina hafa | 6 vaomisafohelikanykary |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12 |
![]() |