Teny iditra helika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny faritra lempona amin' ny foto-tsandry ao ambany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The armpit [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay Aisselle [1.8]
Ohatra Matetika dia misy fery ary mivonto ny atody tarimo ao ambany helika. [2.424]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Manontolo vatana
Anaran' akora mamorom-batana hatoka, kibo, lamosina, loha, nono, sandry, soroka, takiba, takibaka, tanana, tongotra, tratra, vody, vozona
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/25