Teny iditra | rehoka | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Zavatra maditidity avoaka avy any an-tenda, indrindra raha marary voan' ny kohaka:
Tokony hangonina amin' ny tavy kely ny rehoky ny marary. Ny fitronan' ny omby resy an' ady na ny omby vonoina ka efa voakenda. [1.1] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Fivaditsoratra | haroke, heroka, horake, koreha, rehoka, rohake |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |