| Teny iditra | 1 renoka |
| Sokajin-teny | 2 matoanteny mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
19 Variana dia variana amin' ny asa, amin-javatra iray: Renoky ny raharahany izy ka tsy nahaheno ahy niditra akory
20 Rendrika: Renoky ny torimaso 21 Raiki-pitia: Efa renoky ny fitiavana anao izy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
22 completely taken up with something; sound asleep
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
23 bien épris ou absorbé par quelque chose; qui dort profondément
[1.8] |
| Ohatra |
24 Nony tonga tao an-trano aho, renoky ny torimaso i Vola.
[2.4#34]
|
| Mpanahaka | 25 Revo, 26 sondriana |
| Fivaditsoratra | 27 Ekrona, 28 kerona, renoka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|