Teny iditra (1/3) | 1 reny |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Voambolana |
3 Fifandraisana: fianakaviana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Ny vehivavy niteraka ny tena: Tiavo sy hajao ny reninao 5 Enti-milaza sy manaja ny vehivavy efa lehibe. [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 mother, female parent [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 mère [1.3, 1.54, 1.8] 8 tante paternelle ou maternelle, nourrice, femme âgée [1.3] 9 parente [1.8] |
Ohatra |
10 Ary raha mba ataonao ho ray aman-dreny ihany aho, dia aoka izay hevitro no harahinao, fa mianjerazera loatra ny anao. [2.324] 11 Izaho koa mba manana reny. [2.471] 12 nanambady andRatompobe, hono, reny n' Andriamborona. [2.48] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaram-poko |
|
Lohateny |
|
Ohabolana | 38 Ohabolana misy io teny reny io |
Lahatsoratra |
39 Randzavola: reny ao amin' ny Baiboly |
Teny iditra (2/3) | 40 reñy |
Sokajin-teny | 41 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
42 tsy fandrenesana [Taisaka]
[1.78] |
Teny iditra (3/3) | 43 reny |
Sokajin-teny | 44 matoanteny mpamaritra re sy mpisolo |
Fanazavàna teny malagasy |
45 Mitovy amin' ny re [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
46 another form of re [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
47 entendu, appris, senti, perçu par les sens du goût, de l'odorat, du toucher [1.3] |
Tovy hevitra | 48 re |
Fivaditsoratra | 49 reny, reñy, reny, reñy |
Nohavaozina tamin' ny 2024/09/02 |