|
|
|
|

Teny iditra 1  resadresaka
Fototeny  2 resaka
Sokajin-teny  3  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny frantsay  6 petit entretien, jaserie [1.3#527]
7 conversation [1.13]
Ohatra  8  resadresaka sy fihomehimehezana kely no avaliny an' izany. [2.470#14]
9  Rehefa tapitra ny resadresaka, dia niara-nisakafo izy efa-dahy. [2.69#68]
10  Nahafinaritra tokoa ny adi-hevitra amana resadresaka nandritra ilay fihaonana. [2.356#144]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20