Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
Fiovana
|
|
|
|
Teny iditra
re siosio
Singan-teny
re
;
siosio
Sokajin-teny
kambanteny
Fanazavàna teny malagasy
Enti-milaza zavatra heno amin' ny resaka tsy azo itompoana loatra, fa karazan' ny honohono
[
1.1
]
Ohatra
1
Re siosio
fa nalainy tamin' ny ody fitia ireny vehivavy rehetra ireny.
[
2.472
]
2
Efa
re siosio
fa handeha ho any andafy ny zanakao
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01