Teny iditra | rimo | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Fandehanana mafy; fifiokan' ny tehina na baolina atsipy handeha mafy; fimonomonon' ny tandrimo misangodina na ny tantely [1.1] | |||
Sampanteny |
| |||
Tovy hevitra | rimorimo | |||
Fivaditsoratra | miro, rimo |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |