|
|
|
|

Teny iditra1  tandrimo
Fototeny  2  rimo
Sokajin-teny  3  anarana
Voambolana  4  Kilalao
Fanazavàna teny malagasy  5  Kilalao vita amin' ny hazo natao boribory kitsoloha misy fantsika, izay hodidinina kofehy, ka rehefa atsipy amin' ny tany ny tandrimo ka somary sintonina ny kofehy, mivaha haingana ilay izy ary mihodinkodina eo ambonin' ny fantsika ny tandrimo: Milalao tandrimo. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  a top [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7  toupie [1.8]
Ohatra  8  Mbetika manao sangodim-panina eo amin' ny toerany ihany toy ny tandrimo be gorada! [2.471]
Mpanahaka  9  sangodina
Kamban-teny 
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny tandrimo io

Fivaditsoratra  12  mitandro, mitondra, mitondrà, tandrimo

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11