| Teny iditra | 1 mandriona |
| Fototeny | 2 riona |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Mivily amin' ny lalana tokony haleha: Niriona kely foana ny bala no tsy nahavoa ahy
8 Mivembena, mirepirepy ohatra ny olona jenjina, fanina [1.1] |
| Tovy hevitra | 9 miriona |
| Mpanahaka | 10 mibirioka, 11 mihodivitra, 12 Mivily, 13 miviona |
| Fivaditsoratra | mandriona, 14 manindroa, 15 miandrano, 16 miandrona, 17 miondràna, miondrana, 18 mondraina |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19 |
|