|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  ririnina
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
4  Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  7 Fizaran-taona mangatsiaka, manarakaraka ny fararano, izay iririsan' ny fanala ny ravin-kazo ka mahatonga azy hihintsana: rakodrahona matetika ny lanitra ary mifafy ny erika arahindrivotra mamirifiry avy atsimo atsinanana; hatramin' ny volana jiona ka hatramin' ny aogositra no aharetan' ny ririnina. (Ny ririnina dia antsoina koa hoe: main-tany) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 winter, the cold and dry season [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 l'hiver, la saison froide et sèche [1.8]
Ohatra  10  natahorana hosovoka vao maraina ny hatsiaka noho ny fiandohan' ny ririnina. [2.470#56]
11  Ny ririnina nanaraka iny fahavoazana niraisana iny mantsy, nanorina trano biriky ngezabe ry zareo. [2.472#28]
Voambolana  12  Fotoana 13  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Tovy hevitra  14 maintany
Mpanahaka  15  fahavaratra, 16  fararano, 17  lohataona
Fikambanana  18  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 13 misy ny teny how ririnina
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 20  ririnina
Singan-teny  21 ririnina
Sokajin-teny  22  anarana (lohatenin-tononkalo) [Fitanisana]
Voambolana  23  Haisoratra: tononkalo
Mpanoratra  24 Andrianjatovo Haëckel

Fivaditsoratra  Ririnina, ririnina

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/06