Teny iditra (1/2) | 1 risarisa (risa) |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Sampanteny |
|
Voambolana |
5 Fahasalamana |
Fanazavàna teny malagasy |
6 Aretina na havizanana tsy dia mafy loatra [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 faiblesse, débilitation, maladie [1.3] |
Teny iditra (2/2) | 8 risarisa (risa) |
Sokajin-teny | 9 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
14 Famindra miadana tsy maka sarotra ary miretareta [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
15 action de marcher en se traînant, comme les malades, comme les canards [1.3] |
Fivaditsoratra | 16 risarisa, sirasira |
Nohavaozina tamin' ny 2021/11/23 |