Teny iditra | 1 roalahy |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Ohatra |
3 Koa dia naongan'ny voninahiny izy roalahy, noho ny fahadisoany. [2.59] 4 Nitokelaka izahay roalahy, namonjy alokaloka fa nitanika ny andro. [2.5] 5 Mandinika ny vilona nohaniny izy roalahy niasa tontolo andron' ny omalin' iny. [2.470] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 9 ahalory, roalahy |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |