Teny iditra (1/2) | 1 roa lela |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] enti-milaza zavatra manana vokany na mety hisy asany roa mifanohitra: Antsy roa lela ~ Sabatra roa lela |
Singan-teny | 4 roa, lela |
Tovy hevitra | 5 miroa lela |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/11 |
![]() |