Teny iditra | 1 roavoamena |
Singan-teny | 2 roa, voamena |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Voamena roa (0,40Fr) [1.1] |
Ohatra |
5 Vaton-doso roa, vaton-kirobo sy sikajy sy roavoamena dia akotry no sisa. [1.437#] 6 Iny ary, hoy Bina, sady nomeny roavoamena izy, fa mba ataovy manitra tsara hisotroana ranovola. [2.499#41] |
Voambolana |
7 Toe-karena: ara-bola ary fitantanana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/07/16 |