Teny iditra | rondro | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Zavamaneno kilalaon' ankizy tanala izay tsotra dia tsotra: tapa-kazo fisaka apetraka eo ambony laona ka velezina amin' ny fipehana hazo anankiroa [1.1] | |
Voambolana | Kilalao ~ Feon-kira: zavamaneno | |
Renianarana | ||
Anarana iray reny | ||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny rondro io | |
Teny iditra | rondro | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] rahona [1.78] | |
Teny iditra | rondro | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | [Betsimisaraka Avaratra] (Probablement de rondro : enflure, boursouflure du visage ?). Rinorea angustifolia (Thouars) Baill.. (Violaceae). D'après Tata, Réserves Naturelles 4443. [1.196] | |
Anarana siantifika | Rinorea angustifolia | |
Voambolana | Haizavamaniry | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/03/20 |
![]() |