|
|
|
|

Teny iditra1  roroa
Fototeny  2  roa
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny mpanao :
5  Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  6  Roa, ka entina milaza indrindra vehivavy roa na lehilahy sy vehivavy mivady na mahazo mivady: Lasa any an-tanàna izy roroa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7  couple, se dit des époux [1.3, 1.5]
8  se dit d'un homme et d'une femme qui peuvent s'épouser légitimement [1.3]
9  se dit de deux personnes pouvant se marier [1.5]
Ohatra  10  Andeha isika roroa mba hiray! [2.131]
11  Dia aseho mivelatra ny tanandroa, dia tehafina haneno izy roroa [2.48]
Tsipelina hafa  12  roaroa
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny roroa io

Fivaditsoratra  14  rorao, roroa

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20