| Teny iditra | 1 rosiana |
| Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny frantsay |
3 russe
[1.66.fr#838] |
| Ohatra |
4 Teo ireo poety rosiana ngezalahy
[2.528#]
|
| Voambolana | 5 Haitoetany: firenena, foko |
| Tsipelina hafa | 6 rosianina |
| Fikambanana | 7 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 5 misy ny teny hoe rosiana |
| Fivaditsoratra | 8 anisaro, 9 asarony, 10 orinasa, rosiana, 11 Sariona |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/10/18 |
|