|
|
|
|

Teny iditra1  rosianina
Sokajin-teny  2  anarana na mpamaritra
Voambolana  3  Haitoetany: firenena, foko
Fanazavàna teny malagasy  4  Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Rosia (Eoropa atsinanana sy Azia avaratra): Hatramin' ny taona 1917, ny mpanjaka atao hoe Tsar no nitondra ny Rosianina
5  Momba an' i Rosia, an' i Rosia na avy any Rosia: Misy boky na tantara malagasy efa voadika amin' ny teny rosianina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6  Russian [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  7  un Russe, une Russe
8  le russe [3.1]
Tsipelina hafa  9  rosiana

Nohavaozina tamin' ny 2022/02/01