|
|
|
|

Teny iditra 1  sady mifofotra no mively vy
Singan-teny  2 sady, 3 no, 4 mifofotra, 5 mively, 6 vy
Sokajin-teny  7  kambanteny
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  11 manao ny asa rehetra tsy misy mpanampy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  12 non seulement il soufflera, mais il battra le fer
13 figuré: laborieux [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20