Teny iditra sady taviny no volony
Singan-teny tavy ; tavy ; volo
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza olona manana ny toetra soa rehetra, ohatra -- raha olona halaina ho vady no resahina -- sady mpanankarena no tsara tarehy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/24