Teny iditra | 1 safo-drano |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Fihoaran' ny rano ivelan' ny masondrano noho ny habetsahan' ny orana ka mahatonga azy hihanaka eran' ny manodidina [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 A flood, a deluge [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 Inondation, déluge [1.8] |
Tovy hevitra | 6 tondra-drano |
Singan-teny | 7 safotra, rano |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/02 |