Teny iditra | 1 tondra-drano |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Voambolana |
3 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Rano vaky ka manafotra ny tany iva sy ireo lemaka [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 A flood [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 Inondation [1.8, 1.5] 7 Inondation [1.13] 8 Crue [1.8] |
Ohatra |
9 Tsy samorona atahorana tondra-drano Ikopa tamin' izay [2.470] 10 Araky ny efa voalaza, ny amy ny ilay rivotra namely mafy teo, sy ny orana be naha tondradrano sy namaky fefiloha [2.59] |
Tovy hevitra | 11 safo-drano |
Singan-teny | 12 tondraka, rano |
Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13 |