|
|
|
|

Teny iditra 1  misafotofoto
Fototeny  2 safotofoto
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mikorontana izaitsizy: Misafotofoto loatra ireto boky ireto fa alamino kely
9 Mifangaroharo tsy hita harahina fa mifampidipiditra ny lohany sy ny vodiny: Misafotofoto ity kofehy ity
10 Misafoakan-katezerana: Misafotofoto aoka izany izy raha tezitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 also used for mifotofoto [1.2]
12 to be indisorder; to act in fury [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 être embrouillé; agir en colère [1.8]
Ohatra  14  Manga ny lanitra, ary malefaka dia malefaka ny fitsokan' ny rivotra, nefa adiny roa aorian' izay, dia tory rahona ny habakabaka ary misafotofoto ny zava-boahary. [2.471#17]
Mpanahaka  15  mifotofoto, 16  mifotofoto, 17  mikorokoro, 18  mikorokoro, 19  mikotikotika, 20  misaritaka, 21  misavorovoro, 22  mivorovoro

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22