Teny iditra (1/3) | 1 saha |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Sampanteny |
|
Voambolana |
4 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
Fanazavàna teny malagasy |
5 tany lemaka [Bara]
[1.78] 6 lohasaha, tany lemaka [Sihanaka] [1.78] 7 lohasaha 8 tanimboly [Tanala] [1.78] 9 Tany malalaka tsy misy ala na tanàna fa saika fambolena fotsiny (mitovy amin' ny "ambanivohitra" izy amin' ity hevitra ity) 10 Mahafinaritra fa tsara rivotra ny mipetraka any an-tsaha 11 Tany voavoly somary lehibebe izay saika matetika voafaritra; tanimboly: 12 Kisolosolo tsara ny saham-boalobokay 13 Hatreto no ho miantsinanana no misy ny sahanay [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
14 the country, out of town; an orchard [1.2#536] 15 valley; a field, a garden; the country [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
16 vallée; champ; jardin; la campagne [1.8] |
Ohatra |
17 Ny fandriana amin' ny alina dia lapa be eo an-tsisin' ny saha. [2.472#172] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaran-toerana |
|
Ohabolana | 32 Ohabolana misy io teny saha io |
Teny iditra (2/3) | 33 saha |
Sokajin-teny | 34 anarana |
Voambolana |
35 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) |
Fanazavàna teny malagasy |
36 renirano [Taisaka]
[1.78] |
Fanazavàna teny anglisy |
37 used for renirano [Provincial]
[1.2#536] |
Teny iditra (3/3) | 38 saha |
Sokajin-teny | 39 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
40 ozona, ompa [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
41 insulte [1.3#557] |
Fivaditsoratra | 42 hasa, saha |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12 |