|
|
|
|

Teny iditra 1  sahady
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  6 Enti-milaza fotoana tsy ela, fa haingana tsy tahaka ny nanampoizana azy: Vao volana septambra izao; nefa toa tonga sahady ity ny orana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 already; cf. rahateo [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 déjà; cf. rahateo [1.8]
Ohatra  9  Ny fiainako ho avy sahady no toa diaviko, ka mankararirary ny aiko [2.470]
10  Izaho koa izany mba efa te-haita sahady an'i Bola fofombadiko, hoy izy [2.471]
11  Sahala amin'ny tena efa hiady tokoa sahady ireo tovolahy nantsoina [2.472]
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how sahady

Fivaditsoratra  13 hasady, sahady

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20