| Teny iditra | 1 sahanina |
| Fototeny | 2 sahana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Atao, iandraiketana, vonjena miaraka: Sahaniny avokoa ny zavatra rehetra ka tsy misy vitany tsara
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to be faced up to
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 (Travail) auquel on fait face: Tsy zakako sahanina ireo raharaha betsaka ireo (Je ne puis pas faire face à tant de travaux)
[1.3#557] 11 à quoi on fait face [1.8] |
| Ohatra |
12 Hanomboka rahampitso maraina indray ny herinandro hamonjen'ny tsirairay avy ny adidy sy andraikitra sahaniny
[2.470]
|
| Fikambanana | 13 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe sahanina |
| Fivaditsoratra | sahanina, 14 Sahinana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|