|
|
|
|

Teny iditra1  sakoitra
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Mpamaritra :
Voambolana  4  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
5  Fahasalamana
Fanazavàna teny malagasy  6  Karazana kankana mivelona ao anaty tsinain' ny biby lehibebe sy ny olombelona; misy karazana roa ny sakoitra: ireo avy amin' ny hen' omby ary ireo avy amin' ny henan-kisoa; mety hahatratra valo metatra ny halavan' ny sakoitra ary mety hiteraka aretina amin' ny lalankanina na mamely ny hozatra. [1.1]
7  karazan-kankana miaina amin'ny tsinain' olombelona sy ny biby sasany [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  8  the tenia worm [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9  ténia [1.54, 1.8]
10  ver intestinal, tricocéphale, ténia [1.13]
Ohatra  11  Raha ondry, dia maty ny sakoitra, manehitra tambodiny dia maty; [2.48]
Tovy hevitra  12  viky vahy

Fivaditsoratra  13  akositra, arotsika, asokitra, atsikora, sakoitra, sakorita, satrikoa, tsakoria, tsoriaka

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31