|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  viky
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Taisaka] vikina

Teny iditra (2/3)4  viky
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6  [1.78] [Tambahoaka] sakoitra
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.13] ver intestinal
Voambolana  8  Fahasalamana
9  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Mpanahaka  10  kankana, sakoitra, vikyfohy, vikyvahy

Teny iditra (3/3)11  viky
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny frantsay  13  [1.196] Orthographe retenue par Segalen et Moureaux ; Harizo, Réserves Naturelles 1073. La terminale étant muette, il est difficile de se prononcer sur l'orthographe. D'après les dérivés, vika semble cependant plus justifié. Flagellaria indica L. (Flagellariaceae). [Sakalava]
Voambolana  14  Haizavamaniry
Tsipelina hafa  15  vika, viko
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  17  kivi, kivy, viky

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02