Teny iditra | salama tsy marofy | |
Singan-teny | salama ; tsy marofy | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Tena salama, salama tsara, tsy marary ary matanjaka [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Fort et bien portant [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |