|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  salama
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tsy marary, tsy marofy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 well, healthy [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 qui est en bonne santé [1.3]
11 bien portant, en bonne santé [1.8]
Ohatra  12  Tahaka ny fifohazana maraina maneno fitaratra, fony izy salama, no nahatsiarovany ny tenany. [2.470#58]
13  Efa tonga tao Mahatsinjo, hono, izy, saingy tsy salama ka hamonjy fitsaboana any Imerina, ary angamba, araka ny filazany, hanaraka azy koa Ineny [2.471#43]
14  Niaraka nankany an-tsaha izy telo mianaka, tsy maintsy nentina I Solo na tsy salama aza. [2.472#161]
Tovy hevitra  15 salamalama
Mpanahaka  16  bolangina, 17  finaritra, 18  seheno, 19  soamadina, 20  tsara fanahy, 21  tsy maninon-tsy maninona, 22  tsy marofy
Fikambanana  23  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe salama

Teny iditra (2/3) 24  salama
Sokajin-teny  25  tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  26 [Arabic salam] how do you do? [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  27 [arabe salam] salut! bonjour! [1.8]

Teny iditra (3/3) 28  salama
Sokajin-teny  29  anarana
Fanazavàna teny frantsay  30 [Mahafaly] (de salama : en bonne santé). Phylloxylon sp. (Fabaceae). Réf. Debray 1029. La décoction des rameaux est réputée fortifiante. On la boit après le repas pour rester en bonne santé. Les écorces de tige et de la racine renferment des alcaloïdes non encore étudiés. [1.196]
Voambolana  31  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22