|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  misalovana
Fototeny  2  salovana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Mipetraka na mandalo eo anoloan' ny olona iray: Aza misalovana olona fa tsy fahalalam-pomba izany
5  Mitsatsaingoka miteny alohan' ny olona ka manapaka ny teniny: Tsy tokony hisalovana ny tenin' ny lehibe ny ankizy
6  Mitsofoka ka mitsabaka amin' ny raharahan' ny sasany ka manelingelina azy: Aza misalovana amin' ny raharahako ianao fa ny anao atao tsara [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7  to go ahead of others; to interfere with other people's business [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8  se mettre devant quelqu'un; se mêler des affaires d'autrui [1.8]
Ohatra  9  Koa tandremo sao misy entim-poaka mandrasa tsy tompony, ary misalovana ny anjaran' ny Manjaka. [2.587#]
10  Nomena andraikitra lehibe vaovao misalovana ny kaominina amin' ny fahefany izy ireo, kanefa tsy nisy fiaraha-midinika nifanaovany tamin' ny ben' ny tanàna mikasika ny hanatanterahana an' izany miaraka. [4.27#]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Mpanahaka  15  mitakatra, mitsabaka, miditra, misalehotra, manao bingo mahao matso
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny misalovana io

Teny iditra (2/2)17  misalovàna
Fototeny  18  salovana
Sokajin-teny  19  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao misalovana
Fanazavàna teny malagasy  20  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  21  [1.3]
Tsanganana sy sary iray takila  22  Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra

Fivaditsoratra  23  misalovana, misalovàna, misalovana, misalovàna

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/21