Teny iditra sambo-miondrika
Singan-teny sambotra ; miondrika
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny olona mpisambobola ka mamerina latsaka noho izay nosamboriny [1.1]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/08