Teny iditra | 1 samy |
Sokajin-teny | 2 mpisolo anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Mpisolo anarana malala-kevitra fametraka eo alohan' ny matoanteny na mpamaritra milaza toetra ka ny heviny dia hoe: rehetra ary tsirairay: Samy naka boky telo avy izy mirahavavy ~ Samy tsara ny raozy sy ny lisy [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 both, each, every one [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 chacun, l'un et l'autre [1.8] |
Ohatra |
6 samy manana ny tiany. [2.296] 7 samy naka aina aloha. [2.4] 8 samy tia, samy manina. [2.69] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
17 Ny mpisolo rehetra 18 Ny mpisolo rehetra |
Fivaditsoratra | 19 masy, samy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |