Teny iditra samy mitsilo ny alehany toa angamenavava
Singan-teny samy ; mitsilo ; aleha ; toa ; angamenavava
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza fa samy tompon' andraikitra amin' ny fitondrany ny tenany avy ny olona rehetra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/17