Teny iditra | sangodim-panina | |
Singan-teny | sangodina ; fanina | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fitokoavana | Teny na kambanteny hita ao aminy: kifanim-panina | |
Ohatra | Mbetika manao sangodim-panina eo amin' ny toerany ihany toy ny tandrimo be gorada!
[2.471] | |
Nohavaozina tamin' ny 2024/03/08 |