Teny iditra sao-drazana
Singan-teny saotra ; razana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ny omby vonoina ka zaraina amin' ny olona amin' ny famadihana -- atao koa hoe sao-drazana ny vola omen' ny olona ny mpamadika [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/25