|
|
|
|

Teny iditra 1  saotsaotra
Fototeny  2 saotra
Sokajin-teny  3  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny fameno :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 [duplicatif fréquentatif] [1.3#578]
Ohatra  7  Dia lasa ny vahiny, narahan' izy mivady saotsaotra sy tsodrano. [2.472#118]
8  Saotsaotra sy fampanantenana tsy misy ohatra izany no nifanaovan' izy mianaka. [2.470#167]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20