|
|
|
|

Teny iditra1  saotsaotra (saotra)
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny fameno :
4  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  [duplicatif fréquentatif] [1.3#578]
Ohatra  6  Dia lasa ny vahiny, narahan' izy mivady saotsaotra sy tsodrano. [2.472]
7  Saotsaotra sy fampanantenana tsy misy ohatra izany no nifanaovan' izy mianaka. [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20